Ny Alatsinainy 7 septambra 2015 no notokanana teo ambany fiahian’Andriamatoa RAVELONARIVO Jean, Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta ; sy Andriamatoa RAKOTOVAO Rivo, Minisim-panjakana….. ; notronin’Andriamatoa RAKOTONIRINA Luc Marcel, Filohan’ny Filankevi-pitantanana sy Ramatoa RATSIFERANA Olivia, Tale Jeneralin’ny SEIMad ny « AINGA RESIDENCE ».

Format PDF à télécharger

Je suis intéressé(e)