Ireo tetikasa
Fanamboarana ny Immeuble AMBOARA
Immeuble Amboara, eny Andohatapenaka akaiky ny route digue ary hita ao anaty parc mirefy 8 ha. Toerana mangina, ny rivotra madio, ny fandriam-pahalemana azo antoka, ahitana zava-maitso, botika, fialam-boly isan-karazany.
Horonantsary fanehoana
Plaquette PDF
VILLAGE VOARA : VILLE VERTE NUMERIQUE
Toerana : Route Digue, Andohatapenaka, Antananarivo.
Ny « Village Voara » dia tetikasa goavam-be manana tanjona roa samihafa : Aty am-boalohany dia handraisana ny Fivorian-dehibe [...]

AVOTRA RESIDENCE
Toerana : Ampefiloha, Antananarivo.
Ny Avotra Résidence dia trano lehibe misy rihana 4 ahitana “Appartements” miisa 36, misy efitra 3 na 4 arakaraky ny habeny. Efa andalam-panatontosana ny tetikasa [...]

SOA IADANANA
Toerana : Manazary Betsizaraina, Antananarivo Avaradrano.
Tanàm-baovao iray manontolo mihitsy no kasain’ny SEIMad aorina, amina veleran-tany 60 Ha mahery ary vinavinaina hanomboka tsy ho ela ny asa fanorenana sy fanajariana.[...]