Vaovao farany
Fandraisana anjara tamin’ny FIM 2018
Ny SEIMad dia mankasitraka antsika rehetra izay nitsidika ny stand SEIMad nandritra ny Foire Internationale de Madagascar 2018 (FIM).
SEIMad anisan’ny mpandray anjara tamin’ny Forum de...
Fandraisana anjara ny SEIMad tamin’ny Forum de la Diaspora.
Seimad, an’isan’ireo mpandray anjara nandritra ny FIM 2017
Ny SEIMad dia misaotra an’ireo rehetra nitsidika azy tamin’ny Foire Internationale de Madagascar, natao tao amin’ny Zone Forello Tanjombato ny 18 ka hatramin’ny 21 [...]
SEIMad, anisan’ireo mpandray anjara nandritra ny « Salon International...
Misaotra antsika rehetra tamin’ny fitsidihana ny tranoeva nandritra ny « Salon International de l’Habitat 2016 .
Seimad, an’isan’ireo mpandray anjara nandritra ny...
Misaotra antsika rehetra izay nitsidika ny tranoeva nadritra ny FIM 2016.
Mankasitraka feno tamin’ny fandalovanareo teo amin’ny tranoeva ary misaotra sahady amin’ny [...]
RNS 2016
Ny orinasa dia anisan’ny nandray anjara tamin’ny fampirantiana nandritra ny RNS 2016 : « Rencontre Nationale Sportive », izay natao tao @ « Palais des [...]
APAVE CERTIFICATION
Apave Certification dia manamarina fa ny rafitra fitantanana napetraky ny SEIMad dia novaina araka ny fepetra voalazan’ny ISO 9001: 2015
Fambolen-kazo sy fifampiarahabana noho ny Taona Vaovao (2016)
Ny SEIMad dia nandray anjara mavitrika tamin’ny fambolen-kazo nokarakarain’ny Ministeram-panjakana misahana ny Tetikasan’ ny Fiadidiana ny Repoblika, ny Fanajariana [...]
Salon de l’habitat 2015
Toy ny isan-taona dia nandray anjara tamin’ny Salon de l’habitat teny amin’ny Zone ForelloTanjombato ny orinasa. Nanomboka teo no nivoizana ny teny filamatra vaovao [...]
Fitokanana ny “ AINGA RESIDENCE” (69 appartements ) –...
Ny Alatsinainy 7 septambra 2015 no notokanana teo ambany fiahian’Andriamatoa RAVELONARIVO Jean, Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta ; sy Andriamatoa RAKOTOVAO Rivo, [...]
FOIRE INTERNATIONALE DE MADAGASCAR 2015 (FIM)
Anisan’ireo nandray anjara tamin’ity hetsika iraisam-pirenena andiany faha-10 ity ihany koa ny SEIMAd ; ny volana May 2015.