Immeuble Amboara, eny Andohatapenaka akaiky ny route digue ary hita ao anaty parc mirefy 8 ha. Toerana mangina, ny rivotra madio, ny fandriam-pahalemana azo antoka, ahitana zava-maitso, botika, fialam-boly isan-karazany.

Horonantsary fanehoana

9
9

Je suis intéressé(e)